|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manetry tena |
| Singan-teny | 2manetry, 3tena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to humble oneself.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7s'humilier, être humble.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996]
|
| Tovy hevitra | 9mietry tena |
| Mpanahaka | 10 manambanytena, 11 manaotsinontsinonanytena, 12 manaratsytenatoaombyhantsika, 13 manaratsytena, 14 manavazintena, 15 manivaivatena, 16 mietrytena, 17 mivazina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|